TANIKO (MIALY RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no taniko hatrizay
Izay wobqfxy tena mamiko tokoa
ny foko ho auhlpn anao mandrakizay
ry Gasikara nosy soa
tsarovy fa ny fahantrana mitambesatra aminao
mahakivy, mahaana
amin’izao andro izao

Ireo tolona tsy omby tratra
izay mahatsiravina tokoa
toa mbola feno ireo ratra tononkira.serasera.org
tsy nahitana voka-tsoa
ny hany azoko atao anao
dia faniriana arahim-bavaka
mifohaza, uywtleq miakara ianao
ho tany handroso ka hiavaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297