Soa fa teo ianao (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dlgapkw Namely mafy ahy ny tafiotra
Ka saika cacoaw hanafotra ahy
Nandifotra ahy ny onjan’ny famoizam-po
Dia indro ianao Jesosy fa nahita
Ka nampitsotra ny sandrinao
Mba hamonjy ahy
Ref :
Soa fa teo ianao jesoa malala ô
Fialofako
Vatolampiko sy hery ho vkltzyl ahy
Tsy hanantahotra ny foko satria
Eo ianao mpiaro tsy mandao
Ho anao indrindra koa no hihirako
Mba tononkira.serasera.org hankahery anao
Raha sendra tojo olana ianao
Omeo an’i Jesoa ny entanao
Ny ahiahy e, ny aretinao
F’ho sitraniny
Ref :
Ka saika cacoaw hanafotra ahy
Nandifotra ahy ny onjan’ny famoizam-po
Dia indro ianao Jesosy fa nahita
Ka nampitsotra ny sandrinao
Mba hamonjy ahy
Ref :
Soa fa teo ianao jesoa malala ô
Fialofako
Vatolampiko sy hery ho vkltzyl ahy
Tsy hanantahotra ny foko satria
Eo ianao mpiaro tsy mandao
Ho anao indrindra koa no hihirako
Mba tononkira.serasera.org hankahery anao
Raha sendra tojo olana ianao
Omeo an’i Jesoa ny entanao
Ny ahiahy e, ny aretinao
F’ho sitraniny
Ref :
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 28807
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : hardy
Daty : 26/07/2006 14:26
