Soa fa teo ianao (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namely mhsrxw mafy ahy ny tafiotra
Ka saika hanafotra ahy
Nandifotra ahy ny onjan’ny famoizam-po
Dia indro ianao tononkira.serasera.org Jesosy fa nahita
Ka nampitsotra ny sandrinao
Mba hamonjy ahy
Ref :
Soa fa teo ianao jesoa malala ô
Fialofako
Vatolampiko sy docq hery ho ahy
Tsy hanantahotra ny foko satria
Eo ianao mpiaro tsy mandao
Ho anao indrindra fvnctqbp koa no hihirako
Mba hankahery anao
Raha sendra tojo olana ianao
Omeo an’i Jesoa ny entanao
Ny ahiahy e, ny aretinao
F’ho sitraniny
Ref :
Ka saika hanafotra ahy
Nandifotra ahy ny onjan’ny famoizam-po
Dia indro ianao tononkira.serasera.org Jesosy fa nahita
Ka nampitsotra ny sandrinao
Mba hamonjy ahy
Ref :
Soa fa teo ianao jesoa malala ô
Fialofako
Vatolampiko sy docq hery ho ahy
Tsy hanantahotra ny foko satria
Eo ianao mpiaro tsy mandao
Ho anao indrindra fvnctqbp koa no hihirako
Mba hankahery anao
Raha sendra tojo olana ianao
Omeo an’i Jesoa ny entanao
Ny ahiahy e, ny aretinao
F’ho sitraniny
Ref :
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIALY RAKOTOMAMONJYHits : 28808
Likes : 3 Like
Created by : hardy
Date : 26/07/2006 14:26
