Soa fa teo ianao (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namely mafy ahy ny tafiotra
Ka saika hanafotra pwyyqza ahy
Nandifotra ahy ny onjan’ny famoizam-po
Dia indro ianao Jesosy fa nahita
Ka nampitsotra ny sandrinao
Mba hamonjy ahy
Ref :
Soa fa teo ianao jesoa malala ô
Fialofako
Vatolampiko sy hery ho ahy
Tsy tononkira.serasera.org hanantahotra ny foko lloes satria
Eo ianao mpiaro tsy mandao
Ho anao indrindra koa no hihirako
Mba hankahery anao
Raha sendra tojo olana ianao
Omeo sqde an’i Jesoa ny entanao
Ny ahiahy e, ny aretinao
F’ho sitraniny
Ref :
Ka saika hanafotra pwyyqza ahy
Nandifotra ahy ny onjan’ny famoizam-po
Dia indro ianao Jesosy fa nahita
Ka nampitsotra ny sandrinao
Mba hamonjy ahy
Ref :
Soa fa teo ianao jesoa malala ô
Fialofako
Vatolampiko sy hery ho ahy
Tsy tononkira.serasera.org hanantahotra ny foko lloes satria
Eo ianao mpiaro tsy mandao
Ho anao indrindra koa no hihirako
Mba hankahery anao
Raha sendra tojo olana ianao
Omeo sqde an’i Jesoa ny entanao
Ny ahiahy e, ny aretinao
F’ho sitraniny
Ref :
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIALY RAKOTOMAMONJYVisites : 28808
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : hardy
Date : 26/07/2006 14:26
