MALAKIA (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mizotra ho aiza ny fiainanao e !
Mitody aiza ny tanjonao e !
Manjavozavo ny lalanao e !
Safotofoto, rjigjj tsy hita izay ho aleha
Toa mba mivavaka ihany ianao e !
Fa misalasala, tsy ampy finoana
Miantefa tononkira.serasera.org aminao izao antso izao e !
Aza slpwkfn mania, jereo Kristy dia matokia
Réf : Malakia, roso jsfhwfuv ny dia
Tsa mipody koa, miaraka amin’i Jesoa e !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 1743
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mi_La
Daty : 28/02/2019 13:25