MALAKIA (MIALY RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mizotra ho aiza ny fiainanao e !
Mitody aiza ny tanjonao e !
Manjavozavo ny lalanao e !
Safotofoto, tsy hita izay ho aleha
Toa mba mivavaka ihany ianao e !
Fa misalasala, tsy ampy finoana
Miantefa aminao izao antso izao e !
Aza mania, jereo Kristy tononkira.serasera.org dia matokia

Réf : Malakia, nlgbjb roso ny dia
Tsa mipody koa, nwaqvvvb miaraka amin’i Jesoa e !
grlbo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304