MALAKIA (MIALY RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mizotra ho aiza ny fiainanao e !
Mitody aiza ny tanjonao e !
Manjavozavo ny lalanao e !
Safotofoto, tsy hita izay ho aleha
Toa mba mivavaka ihany ianao e !
Fa misalasala, wxdeofnt tsy ampy finoana
Miantefa aminao izao cdrcfk antso izao e !
Aza mania, jereo Kristy dia matokia

Réf : Malakia, tononkira.serasera.org roso ny dia
Tsa mipody koa, iuawu miaraka amin’i Jesoa e !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359