Hamafisiko 'lay dina (ft Fara Andriamamonjy) (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
suvvuf Izaho irery sisa no mamisavisa
Mieritreritra Anao
Ny tononkira.serasera.org andro koa efa hariva tsy hita izay yzaqobz atao
Manimanina Anao ny foko
Ka misento mitoloko
mahatsiaro ireo mafy izay niharetanao
Jesoa inona no nataoko Anao
No indro nafoinao ahy hatr@ ny ainao
Ny ato am-poko tsy hangina
Hamafisiko ’lay dina
Hianao ficfinur irery Tompo ô no fiainako
Mieritreritra Anao
Ny tononkira.serasera.org andro koa efa hariva tsy hita izay yzaqobz atao
Manimanina Anao ny foko
Ka misento mitoloko
mahatsiaro ireo mafy izay niharetanao
Jesoa inona no nataoko Anao
No indro nafoinao ahy hatr@ ny ainao
Ny ato am-poko tsy hangina
Hamafisiko ’lay dina
Hianao ficfinur irery Tompo ô no fiainako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 10606
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/10/2004 07:33
