Hamafisiko 'lay dina (ft Fara Andriamamonjy) (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery sisa znpn iyaalmw no mamisavisa
Mieritreritra Anao
Ny andro koa efa hariva tsy tononkira.serasera.org hita izay atao
Manimanina Anao ny foko
Ka misento mitoloko
mahatsiaro ireo mafy izay niharetanao
Jesoa inona ltkx no nataoko Anao
No indro nafoinao ahy hatr@ ny ainao
Ny ato am-poko tsy hangina
Hamafisiko ’lay dina
Hianao irery Tompo ô no fiainako
Mieritreritra Anao
Ny andro koa efa hariva tsy tononkira.serasera.org hita izay atao
Manimanina Anao ny foko
Ka misento mitoloko
mahatsiaro ireo mafy izay niharetanao
Jesoa inona ltkx no nataoko Anao
No indro nafoinao ahy hatr@ ny ainao
Ny ato am-poko tsy hangina
Hamafisiko ’lay dina
Hianao irery Tompo ô no fiainako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIALY RAKOTOMAMONJYHits : 10606
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/10/2004 07:33
