Hamafisiko 'lay dina (ft Fara Andriamamonjy) (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho lkgs irery sisa no mamisavisa
Mieritreritra Anao
Ny andro tnea koa efa hariva tsy hita tononkira.serasera.org izay atao
Manimanina Anao ny foko
Ka misento mitoloko
mahatsiaro ireo mafy izay niharetanao
Jesoa inona no nataoko Anao
No indro nafoinao ahy hatr@ ny ainao
Ny ato am-poko tsy hangina
Hamafisiko ’lay dina
Hianao irery dzwkvyfw Tompo ô no fiainako
Mieritreritra Anao
Ny andro tnea koa efa hariva tsy hita tononkira.serasera.org izay atao
Manimanina Anao ny foko
Ka misento mitoloko
mahatsiaro ireo mafy izay niharetanao
Jesoa inona no nataoko Anao
No indro nafoinao ahy hatr@ ny ainao
Ny ato am-poko tsy hangina
Hamafisiko ’lay dina
Hianao irery dzwkvyfw Tompo ô no fiainako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIALY RAKOTOMAMONJYVisites : 10605
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 12/10/2004 07:33
