FITAHIANA MAHATRETRIKA (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nahoana no dia sento sy tomany
No mba asetrinao eknjlud ny ankason’ity tany
Mahereza hatrakao ny loha
Mitrakà, banjino Ilay Tsitoha
Vonona hanarina anao, sy hampandresy
Firifiry no nizaka toa prlktli anao
Nisedra olana sy ady toy izao
Fa noraisiny ho anjara
Jesoa Ilay Mpiandry tsara
Nampahery sy Nikarakara
Réf : O !o !o xgkvasby ! tsy ny soa ihany anie no raisina amin’Andriamanitra
Fa ny ratsy koa miara-miasa hahasoa
O !o !o ! na tononkira.serasera.org mamaky afo aza ianao
Dia matokia fambola hivoaka
amin’ny fitahiana mahatretrika
No mba asetrinao eknjlud ny ankason’ity tany
Mahereza hatrakao ny loha
Mitrakà, banjino Ilay Tsitoha
Vonona hanarina anao, sy hampandresy
Firifiry no nizaka toa prlktli anao
Nisedra olana sy ady toy izao
Fa noraisiny ho anjara
Jesoa Ilay Mpiandry tsara
Nampahery sy Nikarakara
Réf : O !o !o xgkvasby ! tsy ny soa ihany anie no raisina amin’Andriamanitra
Fa ny ratsy koa miara-miasa hahasoa
O !o !o ! na tononkira.serasera.org mamaky afo aza ianao
Dia matokia fambola hivoaka
amin’ny fitahiana mahatretrika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 2196
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mi_La
Daty : 28/02/2019 13:35
