FITAHIANA MAHATRETRIKA (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nahoana no dia sento sy tomany
No mba asetrinao ny jbzfxdev ankason’ity tany
Mahereza hatrakao ny loha
Mitrakà, banjino Ilay Tsitoha
Vonona hanarina anao, sy hampandresy
Firifiry no nizaka toa anao
Nisedra olana sy ady toy izao
Fa noraisiny cmoic ho anjara
Jesoa Ilay Mpiandry tsara
Nampahery sy Nikarakara
Réf : O !o !o ! tsy ny soa ihany anie no raisina amin’Andriamanitra
Fa ny ratsy koa miara-miasa hahasoa
O !o !o ! na zsbttze mamaky afo aza ianao
Dia matokia fambola tononkira.serasera.org hivoaka
amin’ny fitahiana mahatretrika

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIALY RAKOTOMAMONJYVisites : 2265
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mi_La
Date : 28/02/2019 13:35