FITAHIANA MAHATRETRIKA (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa sefhu nahoana no dia tononkira.serasera.org sento sy tomany
No mba asetrinao ny ankason’ity tany
Mahereza hatrakao pwqpmgpk ny loha
Mitrakà, banjino Ilay Tsitoha
Vonona hanarina anao, sy hampandresy
Firifiry no nizaka toa anao
Nisedra olana sy ady toy izao
Fa noraisiny ho anjara
Jesoa Ilay Mpiandry tsara
Nampahery sy Nikarakara
Réf : O !o !o ! tsy ny soa ihany anie no raisina amin’Andriamanitra
Fa ny ratsy koa miara-miasa hahasoa
O gdblovku !o !o ! na mamaky afo aza ianao
Dia matokia fambola hivoaka
amin’ny fitahiana mahatretrika
No mba asetrinao ny ankason’ity tany
Mahereza hatrakao pwqpmgpk ny loha
Mitrakà, banjino Ilay Tsitoha
Vonona hanarina anao, sy hampandresy
Firifiry no nizaka toa anao
Nisedra olana sy ady toy izao
Fa noraisiny ho anjara
Jesoa Ilay Mpiandry tsara
Nampahery sy Nikarakara
Réf : O !o !o ! tsy ny soa ihany anie no raisina amin’Andriamanitra
Fa ny ratsy koa miara-miasa hahasoa
O gdblovku !o !o ! na mamaky afo aza ianao
Dia matokia fambola hivoaka
amin’ny fitahiana mahatretrika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIALY RAKOTOMAMONJYHits : 2356
Likes : 1 Like
Created by : Mi_La
Date : 28/02/2019 13:35
