FANAHY MASINA (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina o ! Mpanome fiainana
Meteza Ianao hameno anay gckxy anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Andray ny hery avy Aminao
Fanahy Masina o ! Mpitari-dalana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Ka tsy ho cjko very maina anie izao fivoriana izao
Mila Anao hameno ny fonay
Dia tarihonao koa ny fanahy
Hazavao tononkira.serasera.org ny eritreritray
Fanahy Masina ô ! fenoy, fenoy Anao zahay
Fanahy Masina o ! Mpanome fiainana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Ka ujtzay tsy ho very maina anie izao fivoriana izao
Meteza Ianao hameno anay gckxy anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Andray ny hery avy Aminao
Fanahy Masina o ! Mpitari-dalana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Ka tsy ho cjko very maina anie izao fivoriana izao
Mila Anao hameno ny fonay
Dia tarihonao koa ny fanahy
Hazavao tononkira.serasera.org ny eritreritray
Fanahy Masina ô ! fenoy, fenoy Anao zahay
Fanahy Masina o ! Mpanome fiainana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Ka ujtzay tsy ho very maina anie izao fivoriana izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIALY RAKOTOMAMONJYHits : 3020
Likes : 0 Like
Created by : Mi_La
Date : 22/02/2019 08:35
