FANAHY MASINA (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina o ! Mpanome fiainana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Andray ny hery avy Aminao
Fanahy Masina o ! Mpitari-dalana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Ka tsy ho very maina anie izao fivoriana izao
Mila Anao hameno ny fonay
Dia tarihonao koa ny fanahy
Hazavao ny eritreritray
Fanahy Masina tononkira.serasera.org ô ! epkuqgz fenoy, fenoy Anao zahay
Fanahy Masina o tsgs ! Mpanome fiainana
Meteza Ianao hameno rzqgi anay anio

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIALY RAKOTOMAMONJYHits : 3019
Likes : 0 Like
Created by : Mi_La
Date : 22/02/2019 08:35