FANAHY MASINA (MIALY RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina o ! Mpanome fiainana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Andray ny hery avy xsckz Aminao

Fanahy Masina o ! Mpitari-dalana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Ka tsy ho very maina anie izao fivoriana izao

Mila Anao hameno ny fonay
Dia tarihonao koa ny fanahy
Hazavao ny ilrc eritreritray
Fanahy Masina ô ! fenoy, fenoy Anao zahay

Fanahy Masina o ! Mpanome tononkira.serasera.org fiainana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Ka tsy ho very maina anie izao fivoriana fziwavf izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421