Tompo ô, Tompo ô ! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, Tompo ô !
Ndreto izahay,
Vonona, vonona
Hiasa ho anao
Tompo ô, Tompo ô !
Ndreto izahay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !

Atolotray anao ny tenanay
Mba ho fanati-tsitrakao
Atolotray anao ny fpnxc fanananay
Ho Anao mandrakizay doria Amen udkbpxx !

Atolotray ireo hevitray
Sy ireo herinay rehetra
Mba ho fanati-tsaotra ho Anao
Ho tononkira.serasera.org Anao mandrakizay doria Amen !

Ireo asa-tanana voakalinay
Ho enti-mankalaza Anao
Ireo soritr’assa ho ktdicjx tanterahinay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 15:23)
Fanoloron-tena
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318