Tompo ô, Tompo ô ! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, Tompo zhgh ô !
Ndreto izahay,
Vonona, vonona
Hiasa ho anao
Tompo ô, Tompo ô !
Ndreto tononkira.serasera.org izahay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !

Atolotray anao ny tenanay
Mba ho fanati-tsitrakao
Atolotray anao ny fanananay
Ho Anao mandrakizay ontzcd doria Amen !

Atolotray ireo hevitray
Sy ireo herinay rehetra
Mba ho fanati-tsaotra ho Anao
Ho Anao mandrakizay doria Amen !

Ireo asa-tanana voakalinay
Ho enti-mankalaza Anao
Ireo soritr’assa ho tanterahinay
Ho Anao eaubq mandrakizay doria Amen !

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 15:23)
Fanoloron-tena
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305