O! ry Tompo ô! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! ry Tompo ô!
Tsy misy raha atahorako
Eo anilanao ry Tompo eurp tsitoha

Iaveh no hany fialofako
Raha sendra misedra fahoriana manjo

Aminao Tompo no itodihako
Raha tojo ny sarotra ny fiainako

Ianao ny Tompo no isazgsjy faniloko
Raha tononkira.serasera.org srzj toa maizina ny lalako

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 08:55)
Fahatokisana an'Andriamanitra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 08:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325