Sompatry ny ankaso (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sompatry ny ankaso re
Izato anjaranao
No toa kivy toy izao
Aiza ny finoanao
Nefa hoy aho aminao
Miverena amin’ny Tomponao
Mifona aminy ianao
Dia ulvo ho sambatra
Fa satria indray andro any
Ny mponina eto an-tany
Hiantso ny ppvbrr anaranao ihany
Hiondrika, hitomany
Jereo i Jesoa Tompo
Mijaly noho ianao
Ny jpzvv fahotantsika tononkira.serasera.org ihany anie
No nahatonga izany
Ô Maria reninay
Mifona re izahay
Mamelà ny helokay
Mba ho sambatra
Izato anjaranao
No toa kivy toy izao
Aiza ny finoanao
Nefa hoy aho aminao
Miverena amin’ny Tomponao
Mifona aminy ianao
Dia ulvo ho sambatra
Fa satria indray andro any
Ny mponina eto an-tany
Hiantso ny ppvbrr anaranao ihany
Hiondrika, hitomany
Jereo i Jesoa Tompo
Mijaly noho ianao
Ny jpzvv fahotantsika tononkira.serasera.org ihany anie
No nahatonga izany
Ô Maria reninay
Mifona re izahay
Mamelà ny helokay
Mba ho sambatra
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 15
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 15/09/2026 14:17
