Ny ho eo anilanao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ho eo skne anilanao ry Maria ô
No mba lfcgo faniriako anilanao
Ny ho tononkira.serasera.org eo akaikinao ry Reny ô
Zavatra iriko anilanao
Sambatra izahay raha eo anilanao
Tsy hangetaheta na ho noana izahay e !e !e !
Raha eo anilanao ry Reny ô
Tsy truvww handre hatsiaka na havizanana koa
Voadinay tanora ny hanaja anao
Sy ho tia anao amin’ny fonay rehetra
No mba lfcgo faniriako anilanao
Ny ho tononkira.serasera.org eo akaikinao ry Reny ô
Zavatra iriko anilanao
Sambatra izahay raha eo anilanao
Tsy hangetaheta na ho noana izahay e !e !e !
Raha eo anilanao ry Reny ô
Tsy truvww handre hatsiaka na havizanana koa
Voadinay tanora ny hanaja anao
Sy ho tia anao amin’ny fonay rehetra
--------
Lien:
Commentaires
iotimah
(
15/09/2026 13:55)
Hira fanajana an'i Masina Maria
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 132
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 15/09/2026 13:54
