Be ny fahotana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny fahotana vitako
Ka tsy mendrika aho Tompo ô !
Tsy tononkira.serasera.org nanao koa ny duetyz sitrakao
Ka arovy aho Tompo ô !

Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana aminao
Izany re no hetahetako
Ka arovy aho ry Tompo ô !

Olom-bery aho Tompo ô !
Ka zqcq arovy amin’ny sandrinao
Tsy mahita ecaund ny fiadanam-po
Noho ny fahoriana izay nanjo

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 13:56)
Hira fanenenana sy fifonana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333