Tompo ô, Tompo ô ! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, Tompo ô !
Ndreto izahay,
Vonona, vonona
Hiasa ho anao
Tompo ô, Tompo ô !
Ndreto izahay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Atolotray anao ny tenanay
Mba ho fanati-tsitrakao
Atolotray dddui anao ny fanananay
Ho lesjhjd Anao mandrakizay tononkira.serasera.org doria Amen !
Atolotray ireo ljyfmic hevitray
Sy ireo herinay rehetra
Mba ho fanati-tsaotra ho Anao
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Ireo asa-tanana voakalinay
Ho enti-mankalaza Anao
Ireo soritr’assa ho tanterahinay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Ndreto izahay,
Vonona, vonona
Hiasa ho anao
Tompo ô, Tompo ô !
Ndreto izahay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Atolotray anao ny tenanay
Mba ho fanati-tsitrakao
Atolotray dddui anao ny fanananay
Ho lesjhjd Anao mandrakizay tononkira.serasera.org doria Amen !
Atolotray ireo ljyfmic hevitray
Sy ireo herinay rehetra
Mba ho fanati-tsaotra ho Anao
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
Ireo asa-tanana voakalinay
Ho enti-mankalaza Anao
Ireo soritr’assa ho tanterahinay
Ho Anao mandrakizay doria Amen !
--------
Lien:
A propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 136
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 15/09/2026 15:22
