Aleloia, Derao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia derao (bis)
O derao ny hira soa izao
Fihobiana
Hiran’ny Tompo re no tononkira.serasera.org atao
Hafaliana

Redony mafy re ny feo
Hanako eran-tany izao
Hiran’ny lanitra (2)

Ô Hirao ny hoby sy ny antsa Fifaliana
Fifaliana qniwqc sy fankalazana
An’ny Tomponay

Ô hobio ankalazao ny Tompo
Ho voninahitra
Miravoa ielxssvd misaora mitehafa
Ho sovr an’Andriamanitra

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 13:51)
Hira fiderana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0517