Maintimolaly mampiara-peo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Maintimolaly mampiara-peo,
Miara-midera, miara-maneho,
Ny voninahitr’Andriamanitra,
Ety an-tany ka hatrany an-danitra.
Ny Maintimolaly mifankatia,
Mifampitantana ho tonga ary,
Amin’ny fiainana mandrakizay,
Ka tsy hisy ho very na anankiray.
Ny Maintimolaly miara-mikalo,
Entina miady amin’ny tononkira.serasera.org fahavalo,
Sy ho voninahitry ny Avo indrindra,
Miantsa maredona sy mirindra.
Ny Maintimolaly mampita hafatra,
Ny mpanao salamo efa nanafatra,
Araho fahaizana zava-maneno,
Ny feo midera ho tena feno.
Ny Maintimolaly tsy mialon-jafy,
Mahantra na manana tsisy miafy,
F’izay hlecgflw tia mihira dia tongasoa, onur
Na feo voalohany na faharoa.
Ny Maintimolaly mamela mamy,
Ireo tsangambato marik’izany,
Lovain’ny taranaka any aoriana,
Hijoro hatrany no jmaamiv faniriana.
A/C ioty Rabarone
Miara-midera, miara-maneho,
Ny voninahitr’Andriamanitra,
Ety an-tany ka hatrany an-danitra.
Ny Maintimolaly mifankatia,
Mifampitantana ho tonga ary,
Amin’ny fiainana mandrakizay,
Ka tsy hisy ho very na anankiray.
Ny Maintimolaly miara-mikalo,
Entina miady amin’ny tononkira.serasera.org fahavalo,
Sy ho voninahitry ny Avo indrindra,
Miantsa maredona sy mirindra.
Ny Maintimolaly mampita hafatra,
Ny mpanao salamo efa nanafatra,
Araho fahaizana zava-maneno,
Ny feo midera ho tena feno.
Ny Maintimolaly tsy mialon-jafy,
Mahantra na manana tsisy miafy,
F’izay hlecgflw tia mihira dia tongasoa, onur
Na feo voalohany na faharoa.
Ny Maintimolaly mamela mamy,
Ireo tsangambato marik’izany,
Lovain’ny taranaka any aoriana,
Hijoro hatrany no jmaamiv faniriana.
A/C ioty Rabarone
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 285
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 29/01/2026 07:13
