Mamindrà fo Tompo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra fo Tompo be fiantra sy linbsnl be indrafo
Be ny fahotana vita izay tsy sitrako
Eo anilanao no toerana finidinay
Hihaonana aminao mandrakizay
Teny tokana avy aminao Mpamonjy
Azo antenaina fa hitondra vonjy
Ho fialofan’ireo mijaly am-panahy
Ho mandrakizay ka hahasambatra
Mba ho toa ngkr anie ry Tompo hfyft ‘zany sitrakao
Eto an-tany an-danitra any izao tontolo
Fa ianao no Tompo mahery sy be indrafo
Ao aminao no misy soa
Teny tokana re ry Tompo
No irinay aminao
Arotsahy re tononkira.serasera.org ny herinao
Hampisy hery anay zanakao
Be ny fahotana vita izay tsy sitrako
Eo anilanao no toerana finidinay
Hihaonana aminao mandrakizay
Teny tokana avy aminao Mpamonjy
Azo antenaina fa hitondra vonjy
Ho fialofan’ireo mijaly am-panahy
Ho mandrakizay ka hahasambatra
Mba ho toa ngkr anie ry Tompo hfyft ‘zany sitrakao
Eto an-tany an-danitra any izao tontolo
Fa ianao no Tompo mahery sy be indrafo
Ao aminao no misy soa
Teny tokana re ry Tompo
No irinay aminao
Arotsahy re tononkira.serasera.org ny herinao
Hampisy hery anay zanakao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 154
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 14:02
