Ampidiro aloha ny tenimiafina
Alon-drano mikoriana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olo-maro sesehena
No efa lasa tsy tadidy
Herezo fa ny famonjena
Io no harena sarobidy
Alon-drano mikoriana
Ny jojh hasambarana eto an-tany
Ny paradisa ho fidiana
Dia jicbwfm ny xtrknw lanitra any ho any
Izay rehetra eto an-tany
Dia hilaozana avokoa
Izay natoa tamin’izany
Dia ho tononkira.serasera.org tsarain’i Jesoa koa
Hisy valiny daholo
‘Zay efa vita manontolo
Mahatsiarova saina ary
Itodiho ny Mpahary
Ny fanantenana dia ny Ray
Dia ilay Ray be fitia
Ary i Jesoa Zokinay
Sy ilay Reny Maria
No efa lasa tsy tadidy
Herezo fa ny famonjena
Io no harena sarobidy
Alon-drano mikoriana
Ny jojh hasambarana eto an-tany
Ny paradisa ho fidiana
Dia jicbwfm ny xtrknw lanitra any ho any
Izay rehetra eto an-tany
Dia hilaozana avokoa
Izay natoa tamin’izany
Dia ho tononkira.serasera.org tsarain’i Jesoa koa
Hisy valiny daholo
‘Zay efa vita manontolo
Mahatsiarova saina ary
Itodiho ny Mpahary
Ny fanantenana dia ny Ray
Dia ilay Ray be fitia
Ary i Jesoa Zokinay
Sy ilay Reny Maria
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 161
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 13:53
