AMPIANARO HANISA (Salamo 90) (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Tompo ô, hianao zlnwys no aronay
Amin’ny taona rehetra izay mifandimby
Fa mihelina toy ny feo tononkira.serasera.org malemy ny taonanay
Mandalo faingana tsisy safidy
Ampianaro hanisa tsara ny andronay izahay
Mba ahazoanay fo hendry sy mendrika Anao
Satria Ianao Andriamanitra tsy mpanafay
Fa apuh mpamindra fo amin’ny mpanomponao
Fitopolo na valopolo taona ny fiainanay
Tsisy mahay mampitombo na dia andro iray
Afa-tsy Ianao Andriamanitra efa hatrizay
Sy am’taona rehetra mandrakizay
Vokiso yxysami hatsaram-ponao zahay ny maraina
Fa Ianao no mahalala izay tena ilaina
Ka hifaly sy ravoravo ny andronay rehetra
Ho feno ny fanambinanao tsisy fetra
A/C ioty Rabarone

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
29/01/2026 07:10)
Tononkiran'ny Mpanao Salamo mampatsiahy fa voafetra ny androtsika.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 253
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 29/01/2026 07:09