Tolory tànàna (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray fndspu ô! Ray ô! tsy mendrika aho
Mahatsiaro tena fa mpanota
Tsy nanaraka ireo didinao
Fa nilomano tao anatin’ny ditra
Koa ankehitriny aho ry Tompo ô!
Hanolo-tena ho Anao
Mba raiso citj re ‘ty zandrinao
Fa mangatam-pamelana
Ray ô! Ray ô! tolory tanana aho
Aza avelanao ho lavo, tohano tsy ho very
Ampahirato ‘ty masoko jamba
Izay tsy mijery ireo anatrao
Anaty hantsana aho ry Ray ô!
No miantso mafy ny anaranao
Tolory tànana arny aho mba topazo maso tononkira.serasera.org re
Fa mijaly irery tsy mba misy miantra
Mahatsiaro tena fa mpanota
Tsy nanaraka ireo didinao
Fa nilomano tao anatin’ny ditra
Koa ankehitriny aho ry Tompo ô!
Hanolo-tena ho Anao
Mba raiso citj re ‘ty zandrinao
Fa mangatam-pamelana
Ray ô! Ray ô! tolory tanana aho
Aza avelanao ho lavo, tohano tsy ho very
Ampahirato ‘ty masoko jamba
Izay tsy mijery ireo anatrao
Anaty hantsana aho ry Ray ô!
No miantso mafy ny anaranao
Tolory tànana arny aho mba topazo maso tononkira.serasera.org re
Fa mijaly irery tsy mba misy miantra
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 145
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:08
