Tolory tànàna (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! tononkira.serasera.org Ray ô! tsy mendrika aho
Mahatsiaro tena fa mpanota
Tsy nanaraka ireo didinao
Fa nilomano tao anatin’ny ditra

Koa ankehitriny aho ry Tompo ô!
Hanolo-tena tuln ho Anao
Mba raiso re ‘ty zandrinao
Fa mangatam-pamelana

Ray ô! Ray ô! tolory tanana aho
Aza avelanao ho lavo, tohano tsy ho very
Ampahirato ‘ty masoko jamba
Izay tsy mijery ruuqmqz ireo anatrao

Anaty hantsana aho ry Ray ô!
No miantso zgdlktu mafy ny anaranao
Tolory tànana aho mba topazo maso re
Fa mijaly irery tsy mba misy miantra

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 09:08)
Hira fifonana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5395