Tolory tànàna (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Ray ô! tsy mendrika aho
Mahatsiaro tena fa mpanota
Tsy nanaraka ireo didinao
Fa nilomano tao anatin’ny ditra
Koa ankehitriny aho ry Tompo ô!
Hanolo-tena ho Anao
Mba raiso re ‘ty zandrinao
Fa mangatam-pamelana
Ray ô! Ray ô! tolory tanana aho
Aza avelanao ho lavo, tohano tononkira.serasera.org gpul tsy ho very
Ampahirato ‘ty masoko jamba
Izay tsy mijery ireo anatrao
Anaty hantsana aho ry Ray ô!
No miantso mafy czgurgpk ny anaranao
Tolory tànana aho mba topazo maso re
Fa mijaly irery tsy hkvnomz mba misy miantra
Mahatsiaro tena fa mpanota
Tsy nanaraka ireo didinao
Fa nilomano tao anatin’ny ditra
Koa ankehitriny aho ry Tompo ô!
Hanolo-tena ho Anao
Mba raiso re ‘ty zandrinao
Fa mangatam-pamelana
Ray ô! Ray ô! tolory tanana aho
Aza avelanao ho lavo, tohano tononkira.serasera.org gpul tsy ho very
Ampahirato ‘ty masoko jamba
Izay tsy mijery ireo anatrao
Anaty hantsana aho ry Ray ô!
No miantso mafy czgurgpk ny anaranao
Tolory tànana aho mba topazo maso re
Fa mijaly irery tsy hkvnomz mba misy miantra
--------
Lien:
A propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 6
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 16/09/2026 09:08
