Teo amoron’ny ony (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cikfe Teo amoron’ny ony e !e !
Onin’ilay babilona
No miato izahay e !
Ka znjfip nitomany
Fa mahatsiaro tononkira.serasera.org anao ry Siona
Teo izahay angatahin’ireo e !
Hiram-pivavahana qvthw sy fiderana
Hiram-pivavahana sy fifaliana
Nefa an-tanin’olona hafa firenena izahay e !
Onin’ilay babilona
No miato izahay e !
Ka znjfip nitomany
Fa mahatsiaro tononkira.serasera.org anao ry Siona
Teo izahay angatahin’ireo e !
Hiram-pivavahana qvthw sy fiderana
Hiram-pivavahana sy fifaliana
Nefa an-tanin’olona hafa firenena izahay e !
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:17
