Teo amoron’ny ony (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo amoron’ny ony e yrlbrfel !e !
Onin’ilay babilona
No miato izahay e !
Ka nitomany
Fa mahatsiaro anao ry Siona
Teo izahay angatahin’ireo tononkira.serasera.org e !
Hiram-pivavahana sy fiderana
Hiram-pivavahana hjpnld sy fifaliana
Nefa an-tanin’olona hafa firenena izahay e qcwqevje !
Onin’ilay babilona
No miato izahay e !
Ka nitomany
Fa mahatsiaro anao ry Siona
Teo izahay angatahin’ireo tononkira.serasera.org e !
Hiram-pivavahana sy fiderana
Hiram-pivavahana hjpnld sy fifaliana
Nefa an-tanin’olona hafa firenena izahay e qcwqevje !
--------
Lien:
A propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 14
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 15/09/2026 15:17
