Teo amoron’ny ony (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bmfkgh Teo amoron’ny ony e !e !
Onin’ilay babilona
No miato izahay e !
Ka nitomany
Fa dvlexpps mahatsiaro anao ry Siona

Teo izahay angatahin’ireo e !
Hiram-pivavahana sy fiderana
Hiram-pivavahana sy fifaliana
Nefa an-tanin’olona hafa firenena izahay e ! eaxqxf tononkira.serasera.org

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 15:18)
Hira fiderana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0432