Sahan'Andriamanitra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ao am-ponao, tokoa anie ny Tompo
Efa manenika, ny vatanao manontolo
Efa nambarany, anao hatrany donefmab nnunhyf hatrany
Fa miara-dalana, mitantana anao Izy
Satria isika, dia sahan’Andriamanitra
Tempoly amboariny
Ilay tranobe arafiny
Efa ao an-tranonao, tokoa anie ny fwytjsap Tompo
Nohamasininy, hanjakan’ny fitiavany
Fianakaviana, manerana ny tany
Ho tokantrano, masina tsisy tsiny
Efa eo anivontsika, tokoa tononkira.serasera.org anie ny Tompo
Mitaona antsika, handrafitra fiangonana
Izaho sy ianao, isika ange izany
Ka mivonona, miezaha hatrany hatrany
Efa manenika, ny vatanao manontolo
Efa nambarany, anao hatrany donefmab nnunhyf hatrany
Fa miara-dalana, mitantana anao Izy
Satria isika, dia sahan’Andriamanitra
Tempoly amboariny
Ilay tranobe arafiny
Efa ao an-tranonao, tokoa anie ny fwytjsap Tompo
Nohamasininy, hanjakan’ny fitiavany
Fianakaviana, manerana ny tany
Ho tokantrano, masina tsisy tsiny
Efa eo anivontsika, tokoa tononkira.serasera.org anie ny Tompo
Mitaona antsika, handrafitra fiangonana
Izaho sy ianao, isika ange izany
Ka mivonona, miezaha hatrany hatrany
--------
Lien:
A propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 89
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 15/09/2026 14:23
