Sahan'Andriamanitra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ao am-ponao, tokoa anie ny Tompo
Efa manenika, ny vatanao manontolo
Efa nambarany, anao hatrany hatrany
Fa miara-dalana, mitantana anao Izy
Satria isika, dia sahan’Andriamanitra
Tempoly amboariny
Ilay tranobe tononkira.serasera.org vofl arafiny
Efa ao an-tranonao, tokoa anie ny Tompo
Nohamasininy, hanjakan’ny fitiavany
Fianakaviana, manerana ny kwfwxc tany
Ho tokantrano, masina tsisy tsiny
Efa eo anivontsika, tokoa anie ny Tompo
Mitaona antsika, handrafitra fiangonana
Izaho sy ianao, isika ange izany
Ka mivonona, miezaha hatrany pdwtfkwr hatrany
Efa manenika, ny vatanao manontolo
Efa nambarany, anao hatrany hatrany
Fa miara-dalana, mitantana anao Izy
Satria isika, dia sahan’Andriamanitra
Tempoly amboariny
Ilay tranobe tononkira.serasera.org vofl arafiny
Efa ao an-tranonao, tokoa anie ny Tompo
Nohamasininy, hanjakan’ny fitiavany
Fianakaviana, manerana ny kwfwxc tany
Ho tokantrano, masina tsisy tsiny
Efa eo anivontsika, tokoa anie ny Tompo
Mitaona antsika, handrafitra fiangonana
Izaho sy ianao, isika ange izany
Ka mivonona, miezaha hatrany pdwtfkwr hatrany
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 88
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 14:23
