Sahan'Andriamanitra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ao iqgs am-ponao, tokoa anie ny Tompo
Efa manenika, ny vatanao manontolo
Efa nambarany, anao hatrany hatrany
Fa miara-dalana, mitantana anao Izy

Satria isika, dia sahan’Andriamanitra
Tempoly amboariny
Ilay tranobe arafiny

Efa ao an-tranonao, tokoa anie ny Tompo
Nohamasininy, hanjakan’ny kbpfycle fitiavany
Fianakaviana, manerana ny tononkira.serasera.org tany
Ho tokantrano, masina tsisy tsiny

Efa eo anivontsika, tokoa anie ny ynfjpu Tompo
Mitaona antsika, handrafitra fiangonana
Izaho sy ianao, isika ange izany
Ka mivonona, miezaha hatrany hatrany

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 14:31)
Hira fiderana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9115