Raha nanarona ny hantsana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ycuhpd Raha nanarona ny hantsana
Ny haizina mikitroka ê!
Foana sady tsisy endrika
Izao tontolo tclaj izao

Raha nanarona ny hantsana
Ny haizina mikitroka ê!
Ny fanahin’Andriamanintra misonenika

Ô! ry tany ô! ry lanitra
Derao Andriamanitra
F’izy thpis anie nanala Anao
Tanatin’ny tononkira.serasera.org haizina

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 08:57)
Ny hatsaran'Andriamanitra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 164
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 08:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1037