Raha nanarona ny hantsana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nanarona ny hantsana
Ny haizina zvezdkwc mikitroka ê!
Foana sady tsisy endrika
Izao tontolo izao
Raha nanarona ny hantsana
Ny haizina mikitroka ê!
Ny fanahin’Andriamanintra misonenika
Ô! ry tany fuykck ô! ry lanitra
Derao tononkira.serasera.org Andriamanitra
F’izy anie juprja nanala Anao
Tanatin’ny haizina
Ny haizina zvezdkwc mikitroka ê!
Foana sady tsisy endrika
Izao tontolo izao
Raha nanarona ny hantsana
Ny haizina mikitroka ê!
Ny fanahin’Andriamanintra misonenika
Ô! ry tany fuykck ô! ry lanitra
Derao tononkira.serasera.org Andriamanitra
F’izy anie juprja nanala Anao
Tanatin’ny haizina
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 165
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 16/09/2026 08:57
