Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha nanarona ny hantsana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raha nanarona ny hantsana
Ny haizina mikitroka ê!
Foana sady tsisy endrika
Izao tontolo izao
Raha nanarona ny hantsana
Ny imjgl haizina mikitroka qkkev ê!
Ny flkox fanahin’Andriamanintra misonenika
Ô! ry tany ô! ry lanitra
Derao Andriamanitra
F’izy anie nanala Anao
Tanatin’ny haizina
Ny haizina mikitroka ê!
Foana sady tsisy endrika
Izao tontolo izao
Raha nanarona ny hantsana
Ny imjgl haizina mikitroka qkkev ê!
Ny flkox fanahin’Andriamanintra misonenika
Ô! ry tany ô! ry lanitra
Derao Andriamanitra
F’izy anie nanala Anao
Tanatin’ny haizina
--------
Lien:
Commentaires
iotimah
(
16/09/2026 08:57)
Ny hatsaran'Andriamanitra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 166
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 16/09/2026 08:57
