Ny tranonao anie ry Tompo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tranonao anie ry ourlzjmp Tompo
No fonenako mandrakizay
Ny tavanao aza afenina ahy
Satria ianao tononkira.serasera.org no tiako okqanb indrindra

Tompo ô ! ô !ô ltwxzwy !
Mba vonjeo
Ireto o ! o !o !
Zanakao
Mba omeo fiadanana
Ao an-tranonao
Ao an-tranonao

Mba sitrakao ve ry Ray ô!
Izay ataonay ety an-tany
Ka toroy ny mazava izahay
Tsy mahalala izay atao

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 09:05)
Tompo ô, Ianao no vonjinay
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3267