Ny tranonao anie ry Tompo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tranonao anie ry dulh Tompo
No fonenako mandrakizay
Ny tavanao aza afenina ahy
Satria ianao no tiako indrindra

Tompo ô ! ô !ô !
Mba vonjeo
Ireto o ! o !o ! aayhkr
Zanakao
Mba omeo fiadanana
Ao an-tranonao
Ao tononkira.serasera.org an-tranonao

Mba sitrakao ve ry Ray ô!
Izay ataonay ety an-tany
Ka toroy ny mazava izahay
Tsy mahalala bcsgyrwf izay atao

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 09:05)
Tompo ô, Ianao no vonjinay
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0856