Ny tranonao anie ry Tompo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tranonao anie ry lqezkc Tompo
No rizfysi fonenako mandrakizay
Ny tavanao aza afenina tononkira.serasera.org ahy
Satria ianao no tiako indrindra

Tompo ô ! ô !ô !
Mba vonjeo
Ireto o ! o !o !
Zanakao
Mba omeo fiadanana
Ao an-tranonao
Ao an-tranonao

Mba sitrakao ve ry Ray ô!
Izay ataonay ety an-tany
Ka zuxfwtry toroy ny mazava izahay
Tsy mahalala izay atao

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 09:05)
Tompo ô, Ianao no vonjinay
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0797