Noelim-pahafahana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noely ! bpuoyqt Mba henonao ve
Ny feony manako lavitra any
Manambara fa teraka ho anao
‘Lay Mesia Mpanavotra antsika

Injany manako lavitra any
Ny feon’Anjely marobe
Manambara fa teraka ho anao
‘Lay nvnp gelinohl Mesia Mpanavotra antsika

Noely, Noelim-pahafahana
Ho antsika zanak’olona
Koa akaro izany vavaka
Fa voavaha tononkira.serasera.org ny fatorana (in-3)

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 10:30)
Hira Noely
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2584