Noelim-pahafahana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noely ! jxjmcuk Mba henonao ve
Ny feony manako lavitra any
Manambara fa teraka ho anao
‘Lay Mesia Mpanavotra antsika
Injany manako lavitra any
Ny feon’Anjely marobe
Manambara fa teraka ho anao
‘Lay cmbfnud Mesia Mpanavotra antsika
Noely, udimi Noelim-pahafahana
Ho antsika zanak’olona
Koa akaro izany vavaka
Fa voavaha ny fatorana tononkira.serasera.org (in-3)
Ny feony manako lavitra any
Manambara fa teraka ho anao
‘Lay Mesia Mpanavotra antsika
Injany manako lavitra any
Ny feon’Anjely marobe
Manambara fa teraka ho anao
‘Lay cmbfnud Mesia Mpanavotra antsika
Noely, udimi Noelim-pahafahana
Ho antsika zanak’olona
Koa akaro izany vavaka
Fa voavaha ny fatorana tononkira.serasera.org (in-3)
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:30
