Ampidiro aloha ny tenimiafina
Noelim-pahafahana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noely knqnvef ! Mba henonao ve
Ny feony manako lavitra any
Manambara fa teraka rhfkheh ho anao
‘Lay Mesia Mpanavotra antsika
Injany manako lavitra any
Ny feon’Anjely marobe
Manambara fa teraka ho anao
‘Lay Mesia Mpanavotra antsika
Noely, Noelim-pahafahana
Ho antsika cnblgd zanak’olona
Koa akaro izany tononkira.serasera.org vavaka
Fa voavaha ny fatorana (in-3)
Ny feony manako lavitra any
Manambara fa teraka rhfkheh ho anao
‘Lay Mesia Mpanavotra antsika
Injany manako lavitra any
Ny feon’Anjely marobe
Manambara fa teraka ho anao
‘Lay Mesia Mpanavotra antsika
Noely, Noelim-pahafahana
Ho antsika cnblgd zanak’olona
Koa akaro izany tononkira.serasera.org vavaka
Fa voavaha ny fatorana (in-3)
--------
Lien:
A propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 247
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 16/09/2026 10:30
