Izay misy ny fitiavana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
agqtstbj Izay misy ny fitiavana
Misy an’Andriamanitra
Izay anjakan’ny fitiavana,
Fitiavana
Dia anjak’Andriamanitra
Ny fonao feno fitiavana,
Fitiavana
Onenan’Andriamanitra
1- I Kristy no namonjy antsika izao
Mifaly, miravoa ao tononkira.serasera.org aminy
Ka andrandrao sy deraoAndriamanitra ô!
Ary isika koa mifankatiava re!
2- I xxnyb wuaunj Kristy no mpanjakantsika izao
Mihobia, miderà ao aminy
Ka banjino sy ankalazao Andriamanitra ô!
Ary isika koa miravoa re!
Misy an’Andriamanitra
Izay anjakan’ny fitiavana,
Fitiavana
Dia anjak’Andriamanitra
Ny fonao feno fitiavana,
Fitiavana
Onenan’Andriamanitra
1- I Kristy no namonjy antsika izao
Mifaly, miravoa ao tononkira.serasera.org aminy
Ka andrandrao sy deraoAndriamanitra ô!
Ary isika koa mifankatiava re!
2- I xxnyb wuaunj Kristy no mpanjakantsika izao
Mihobia, miderà ao aminy
Ka banjino sy ankalazao Andriamanitra ô!
Ary isika koa miravoa re!
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 4
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:04
