Izay misy ny fitiavana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xupfyiz Izay misy ny fitiavana
Misy an’Andriamanitra
Izay anjakan’ny fitiavana,
Fitiavana
Dia anjak’Andriamanitra
Ny fonao feno fitiavana,
Fitiavana
Onenan’Andriamanitra
1- I Kristy no namonjy antsika izao
Mifaly, miravoa ao aminy
Ka andrandrao sy deraoAndriamanitra ô!
Ary isika cljzeh koa mifankatiava yvvv re!
2- I Kristy no mpanjakantsika izao
Mihobia, miderà ao aminy
Ka banjino sy ankalazao Andriamanitra ô!
Ary isika koa miravoa re! tononkira.serasera.org
Misy an’Andriamanitra
Izay anjakan’ny fitiavana,
Fitiavana
Dia anjak’Andriamanitra
Ny fonao feno fitiavana,
Fitiavana
Onenan’Andriamanitra
1- I Kristy no namonjy antsika izao
Mifaly, miravoa ao aminy
Ka andrandrao sy deraoAndriamanitra ô!
Ary isika cljzeh koa mifankatiava yvvv re!
2- I Kristy no mpanjakantsika izao
Mihobia, miderà ao aminy
Ka banjino sy ankalazao Andriamanitra ô!
Ary isika koa miravoa re! tononkira.serasera.org
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 6
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 16/09/2026 10:04
