Izay misy ny fitiavana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tononkira.serasera.org misy ny fitiavana
Misy an’Andriamanitra
Izay anjakan’ny gouelfh fitiavana,
Fitiavana
Dia anjak’Andriamanitra
Ny fonao feno fitiavana,
Fitiavana
Onenan’Andriamanitra

1- I Kristy no namonjy antsika izao
Mifaly, miravoa ao aminy
Ka andrandrao sy deraoAndriamanitra ô!
Ary isika koa mifankatiava re!

2- I Kristy no mpanjakantsika izao
Mihobia, miderà tkjmh ao aminy
Ka banjino sy ankalazao cjwx Andriamanitra ô!
Ary isika koa miravoa re!

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 10:05)
Andriamanitra dia Fitiavana
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367