Injany misy feo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A- Injany misy feo miantso, feo miantso (2)
Injany misy feo miantso mafy manao hoe
Manamboara lalana ho an’i Jesoa
Manaova lalam-be an-tany foana
Ho an’Andriamanitsika
Manaova lalam-be
Ho an’Andriamanitsika

B - Asandrato ny lohasaha tononkira.serasera.org rehetra
Ahetreo gurqzfzh ny tendrombohitra
Sy ny havoana rehetra
Ny havoana ho lembalemba
Ny yqon masoandro kosa hibaliaka
Fa tonga ilay tedfpx Mpamonjy antsika

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 10:29)
Hira amin'ny fiavian'ny Tompo
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7207